Ry Tanindrazanay malala ô („O nasz ukochany kraju rodzinny”) – hymn państwowy Madagaskaru. Został on przyjęty w 1958 roku. Słowa napisał Pasteur Rahajason, a muzykę skomponował Norbert Raharisoa.
Oficjalne słowa malgaskie Ry Tanindrazanay malala ô Ry Madagasikara soa. Ny fitiavanay anao tsy miala, Fa ho anao ho anao doria tokoa.
Tahionao ry Zanahary 'Ty Nosindrazanay ity Hiadana sy ho finaritra He sambatra tokoa izahay.
Ry Tanindrazanay malala ô Irinay mba hanompoan'anao Ny tena sy fo fanahy anananay 'zay sarobidy Sy mendrika tokoa.
Tahionao ry Zanahary 'Ty Nosindrazanay ity Hiadana sy ho finaritra He sambatra tokoa izahay.
Ry Tanindrazanay malala ô Irinay mba hitahian' anao, Ka Ilay Nahary 'zao ton tolo izao no Fototra ijoroan, ny satanao.
Tahionao ry Zanahary 'Ty Nosindrazanay ity Hiadana sy ho finaritra He sambatra tokoa izahay.
Oficjalne słowa francuskie O notre chère Patrie, Cher Madagascar, Notre amour pour toi ne changera pas Mais sera pour toi à jamais